Accueil Economie Groupe Sofitrans : tsy manaiky hiala eny amin’ny seranam-piaramanidina

Groupe Sofitrans : tsy manaiky hiala eny amin’ny seranam-piaramanidina

0
Groupe Sofitrans : tsy manaiky hiala eny amin’ny seranam-piaramanidina

Tsy mbola nahita marimaritra iraisana ny Groupe Sofitrans sy ny Ravinala Airports manoloana ny fikasan’ny eo anivon’ny Ravinala Airports anilika ny Sofitrans. Tsy tokony ny orinasa vahiny no omena vahana hoy ireto farany, ary namafisin’izy ireo fa manaraka ny fenitra takiana ity orinasa ity.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici