Guichet unique Tana Masoandro : maherin’ny 700 ireo tompon-tany nangata-panazavana hatreto

0

Maheri’ny 700 ireo tonga nanantona ny birao fakan-kevitra momba ny Tana Masoandro etsy amin’ny Village Voara Andohatapenaka hatramin’izao. Maherin’ny 80, amin’ireo ireo tonga teny an-toerana no nanantontosa fanomezan-toky hamarotra ny taniny. Mitohy kosa ny fisokafan’ity birao momba ny Tanà Masoandro ity.