Accueil Politique Haino vaky jery eto Madagasikara : maro no nisokatra tsy nanaraka ny lalàna

Haino vaky jery eto Madagasikara : maro no nisokatra tsy nanaraka ny lalàna

0
Haino vaky jery eto Madagasikara : maro no nisokatra tsy nanaraka ny lalàna

Maro amin’ireo haino aman-jery sy gazety eto Madagasikara no nisokatra tsy ara-dalàna raha ny nambaran’ny tomponandraikitra eo anivon’ny minisiteran’ny kolontsaina sy ny serasera. Tato anatin’ny 5 taona farany no tena nahitana tranga maro, ka andraisana fepetra manomboka izao.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici