Hajia « Pape François » : nivoaka omaly

0

Nampahafantarina omaly ny fivoahan’ny hajia na ny « timbre PAPE FRANCOIS » natontan’ny minisiteran’ny paositra sy ny fifandraisan-davitra. Ho fanomezan-danja sy ho fanamarihana ny fandalovan’ny PAPE eto Madagasikara no anton’izany.