Hajo Andrianainarivelo

"Ampy izay ny 2 taona sy tapany nampijaliana ny vahoaka Malagasy..."

0

Ampy izay ny 2 taona sy tapany nampijaliana ny vahoaka Malagasy, hoy Hajo Andrianainarivelo, filoha nasionalin’ny Antoko Malagasy Miara-Miainga. Tsy maintsy hijoro, hiaro ny ara-dalana ny vahoaka Malagasy ary mitady fifidianana madio hisafidian’ny olona izay tokony hitondra ny tany sy ny firenena. Tamin’ny fivoriamben’ny Mitsangana ry Malagasy tamin’ny Sabotsy 27 Aogositra lasa teo no nambarany izany.