Accueil Société Hala-jaza – Anosibe Andrefana I : mbola tsy mazava ny toe-draharaha

Hala-jaza – Anosibe Andrefana I : mbola tsy mazava ny toe-draharaha

0
Hala-jaza – Anosibe Andrefana I : mbola tsy mazava ny toe-draharaha

Mifamaofao ny toe-draharaha momba ilay resaka hala-jaza nitranga omaly teny Ansoibe Andrefana I. Raha ny fanadihadiana nataon’ny mpanao gazety androany, misy ny milaza fa toerana handevenana ilay zazakely no nampiady ireo ray aman-dreniny ka ilay raim-pianakaviana no nitondra ilay zaza nitsoaka.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici