Hala-jaza : olona 5 naiditra am-ponja vonjy maika, mitohy ny fikarohana

0

Olona 5 no voasambotry ny zandarimaria misahana ny heloka bevava eny Fiadanana voarohirohy amin’ny raharaha hala-jaza nitranga ny fiafaran’ny herinandro teo. Eo am-pikarohana ny tena ati-doha mikotroka izany amin’izao fotoana ny zandarimaria raha ny fanazavana.