Accueil Société Harena azo amin’ny tsy rariny : azo giazana amin’izay

Harena azo amin’ny tsy rariny : azo giazana amin’izay

0
Harena azo amin’ny tsy rariny : azo giazana amin’izay

Aorian’ny famoahan’ny Filohan’ny Repoblika ny lalàna ahafahana manageja ireo harena azo amin’ny tsy rariny dia azo atao tsara manomboka izao ny manageja ireo heverina ho harena azo amin’ny tsy rariny. Izany no natao dia ho fanamafisana ny ady amin’ny kolikoly sy ho fampiarana ny tany tan-dalàna eto Madagasikara araka ny fanazavana mpahay lalàna iray nanaovana fanadihadiana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici