Accueil Economie Hazo sarobidy : mihoatry ny 50 isan’andro no miditra ao Ambatondrazaka

Hazo sarobidy : mihoatry ny 50 isan’andro no miditra ao Ambatondrazaka

0
Hazo sarobidy : mihoatry ny 50 isan’andro no miditra ao Ambatondrazaka

Voamboana na Palissandre mihoatry ny 50 isan’andro avy any amin’ny ala Atsinanana no miditra ao Ambatondrazaka. Lolohavina ary mandeha an-tongotra 2 andro sy 2 alina ireo andian’olona maromaro mitatitra ireo hazo ireo, ary misy aza mitondra vohoka. Amidy 6 alina hatramin’ny 8 Alina Ariary miankina amin’ny refiny raha toa ka vidiana 5000 Ariary no ividianana azy any anaty ala.