Accueil Politique HCC : andrasana ny didy fametraham-pialan’ny filohampirenena

HCC : andrasana ny didy fametraham-pialan’ny filohampirenena

0
HCC : andrasana ny didy fametraham-pialan’ny filohampirenena

Any amin’ny fitsarana avo momban’ny lalampanorenana ny mason’ny vahoaka malagasy ankehitriny, miandry ny déchéance na ny didy ho fametraham-pialan’ny filohampirenena. Efa voarain’ny filoha ny alatsinainy teo ny fangatahana ny fametrahampialany raha ny voalaza.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici