HCC : fitoriana 41 no voaray hatreto

0

Fitoriana miisa 41 hatreto no voaray eny anivon’ny HCC. Ny faha-28 may lasa teo no nanomboka nandray ireo fitarainana tamin’iny fifidianana Solombavambahoaka iny ny teo anivon’ny HCC.