Hetsika fanairana iadiana amin’ny tsy fandriampahalemana : naneno Antananarivo

0

Maro no nanaraka ilay hetsika fanairana ny fitondrana ny amin’ny tsy fandriam-pahalemana manerana ny Nosy omaly. Lakolosy fanairana izay hiandrasana ny fandraisan’andraikitry ny mpitondra isan-tsokajiny. Naharitra minitra maromaro io hetsika natao omaly io.