Hetsika ho an’ny fanovana : Mihamafy hatrany ny tolona

0

Mikatso avokoa amin’izao fotoana izao ny 70% n’ny fandehanandraharaham-panjakana hoy ny solombavambahoaka ho an’ny fanovana. Nivoitra nandritry ny fifandimbiasam-pitenenan’ireo solombavambahoaka ihany koa ireo gaboraraka amin’ny fitantanan’ny fitondram-panjakana ny harem-pirenena.