Hira Gasy Makotrokotroka : nosantarina omaly teny Anatirova ny andiany faha-9

0

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly teny Anatirova ny andiany faha-9 ny Hira Gasy Makotrokotroka eto anivon’ny faritra Analamanga. Maro no nanatrika izany. Tanjona rah any fanazavana ny hampiroboroboana ny Hira gasy izay manasongadina an’I Madagasikara.