Isan’ny mpifidy lehibe : miankina amin’ny fiasan’ny « Conseil d’Etat »

0
Miankina amin’ny fomba fiasan’ny filan-kevi-panjakana na ny Conseil d’Etat ny ho isan’ireo mpifidy lehibe...

Mpitsara : mamparefo ny fahefana ananany ny mahaela azy amin’ny toerana...

0
Mamparefo ny fahefana ananany ary tsy hahafahany manatanteraka an-tsakany sy...

Ntsay CHRISTIAN : tsy ekena intsony ny fisian’ny tsy fandriampahalemana

0
Tsy ekena intsony ny hisian’ny distrika ho latsa-danja amin’ny fametrahana fandriampahalemana sy amin’ny fampandrosoana...

VMMM : nivarotra fitaovam-pianarana tamin’ny vidiny mirary teny Masindray

0
Tohin’ny hezaka izany efa natao, teny amin’ny kaominina Masindray, indray androany no nanatanterahan’ny Fikambanana...

Toamasina : ahiana hiverina hirongatra ny Covid-19

0
Ahiana ny mety ho fiverenan’ny fiparitahan’ny Covid-19 ao andrenivohitr’i Betsimisaraka ao amin’izao fotoana izao...

Fiarahamonim-pirenena : mitaky ny mangarahara sy ny tamberinandraikitra

0
Taorian’ny fametraham-panontanian’ny mpitondra tenin’ny governemanta ny amin’ny tena antom-pisian’ny fiaraha-monim-pirenena , namory mpanao gazety...

Sendikan’ny mpitsara : tandindonin-doza ny fahefam-pitsarana eto Madagasikara

0
Nampiakam-peo ny sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara androany, ambaran’izy ireo fa mitsabaka amin’ny raharaham-pitsarana ny...

Andry RAJOELINA : tsy maintsy mandroso ny distrikan’Antsohihy sy ny faritra...

0
Tsy maintsy mandroso ny distrikan’Antsohihy sy ny faritra Sofia iray manontolo hoy ny Filohan’ny...

PNDU : zava-dehibe ny fiaraha-miasa amin’ny sehatra tsy miankina

0
Notontosaina androany ny fihaonana an-databatra boribory tamin’ny minisietrahn’ny fanajariana ny tany sy ny asa...

Mpanoratra Malagasy : faha 124 taona nitifirana an’i Rainandriamampandry

0
Feno 124 taona androany ny nitifirana  an’i Rainandriamampandry niaraka tamin’ny Printsy Ratsimamanga teo Antaninarenina....

Loi sur l’opposition : hiverina hodinihana eo anatrehan’ireo Loholona

0
Miandry ny fanapahan-kevitra horaisin’ireo Loholon’ny Madagasikara amin’izao fotoana izao ny volavolan-dalàna hifehy ny ny...

HVM : tsy tokony hisy ny fanavakavahana ataon’ny mpitondra

0
Teboka 04 lehibe no noresahan’ny antoko HVM taorian’ny fivoriamben’ny birao nasionaly sy ireo solontena...

FILAN-KEVITRY NY GOVERNORAM-PARITRA: notontosiana tany Antsohihy androany

0
Notanterahiana tany Antsohihy androany  ny filankevitry ny gouvernora voalohany izay notarihan’ny  filohan’ny repoblika  ny...

Ambohimanga Rova : mila fiarovana amin’ny doro tanety

0
Tao anatin'ny iray volana tsy latsaky ny 10 ireo doro tanety niseho tao anatin'ny...

Mandritsara : nankalaza ny faha 62 taona nahaterahan’ny repoblika voalohany

0
Nankalaza ny faha 62 taona nahaterahan’ny repoblika voalohany ihany koa ny mponina ao amin’ny...

Fanadiovana lakan-drano : hanomboka ny alatsinainy ho avy izao

0
Fihatrehana ny fahavaratra, hisy ny fiaraha-miasa eo amin’ny Kaominina Antananarivo renivohitra, ny SAMVA, ny Faritra Analamanga ny sy...

Fanaovana maloto an-kalamanjana : ambony ny taha ho an’ny faritra Atsimo...

0
Ny faritra Atsimo Andrefana no ahitana taha ambony indrindra amin’ny fanaovana Maloto ankalamanjana eto Madagasikara. Manoloana izany, miantso...

Hetra : hanomboka ny fitsirihana eny amin’ny sehatra tsy miankina

0
Filazalazana ara-ketra eny anivon’ny sampandraharahan’ny hetra, raha ny tombana teo anivon’ny DGI na ny Direction dénéral des impots....

Repoblika Malagasy voalohany : feno 62 taona androany

0
Notanterahina tao Anahidrano, Antsohihy ny lanonana fametrahana fehezam-boninkazo teo amin'ny fasan'ny Filoha Philibert Tsiranana, filohan’ny Repoblika Malagasy voalohany...

PRM Vanille « Vanille givrée » : vanille tsara kalitao...

0
Karazana lavanila manana ny mampiavaka azy maneran-tany ny « vanille givrée » izay vokarina eto Madagasikara. Nivohitra...