Kaominina Malaimbandy : manjaka tokana ireo mpaka an-keriny

0
Mitaraina ny mponina ao amin’ny Kaomininan’i Malaimbandy manoloana ny firongatry ny fakana olona an-keriny na “kidnapping” any an-toerana amin’izao fotoana izao. Tao anatin’ny 29...

Air Madagascar: mpiasa 210 terena hifindra ao amin’ny orinasa Tsaradia

0
Tsy eken'ireo mpiasa 210 ao amin'ny kaompania-pitaterana an'habakabaka Air Madagascar ny famindrana azy ireo amin'ny orinasa Tsaradia, mifanjohy amin'ny orinasa Air Madagascar. Isan'ny mampiahiahy...

Fitakiana sendikaly : tsy nahazo valiny mahafa-po

0
Nanao “sit in” teny amin'ny ministeran'ny vola sy ny tetibola omaly maraina ny mpampianatra mpanabe nampahafantatra ny fitakiany. Ankoatra izay dia fampanantenana tsy misy...

Fandikan-dalàna : mitohy hatrany, tsy miato intsony…

0
Mitohy hatrany ny tsy fanarahan-dalàna ataon’ny mpitondra ankoatra ny tsy fanarahana ny didim-pitsarana. Hatramin’izao, mbola tsy naverina ny mpiasan’ny Air Madagascar, izay efa nodidian’ny...

Fitakiana sendikaly : tsy hijanona ny tolona raha tsy mivaly ny...

0
Tsy misy ny fiverina amin'ny asa raha tsy mivaly ny fitakiana, hoy ireo mpiasam-panjakana maro ao anatin'ny sendika. Misy ny vahaolana fa ny fahavononana...

Antoko Malagasy Miara-Miainga : tafiditra mpikambana feno ao amin’ny « Internationale Démocrate Centriste »

0
Noho ny ezaka lehibe nataon’ny Antoko Malagasy Miara-Miainga dia noeken’ny mpikambana ao amin’ny komity mpanatanteraky ny “Internationale Démocrate Centriste” ny Antoko Malagasy Miara-Miainga nanomboka...

Fahantrana : niha lalim-paka tao anatin’ny 4 taona

0
Niha lalim-paka ny fahantrana amin'ny isan-tokantrano raha ny fanadihadiana natao tamin'ity androany. Ny vahoaka tsy mandady harona no mijinja ny vokatry ny tsy fananan'ny...

CENI : ilàna fangaraharana tanteraka

0
4-bolana mialoha ny hiatrehana ny fifidianana Filohampirenena fihodinana voalohany mialoha ny fotoana dia maro ireo Antoko politika sy fiarahamonim-pirenena ny mangataka ny mangarahara tanteraka...

TMMM

0
Nisy ny hetsika fizarana arendrina sy kilalao nataon'ny Tanora Malagasy Miara-miainga Mahajanga tamin'ity volana ity, tafiditra tao anatin'ny fankalazana ny fahaleovantena hatrany. Maro ireo...

Mandatehezan’ny fanabeazam-pirenena : mitohy hatrany ny fitakiana

0
Nanamafy ny maha iray tsy mivaky azy sy ny fitohizan'ny tolona ny mpampianatra mivondroana eo anivon'ny mandatehezan'ny fanabeazam-pirenena. Araka ny fanazavana, fampisaraham-bazana ny mpampianatra...

Datim-pifidianana : tsy fantatra mazava ny hevitry ny TIM

0
Tsy fantatra mazava ny tena hevitry ny antoko politika TIM mahakasika ny datim-pifidianana sy ny fanatantehina ny fifidianana eto amintsika. Nivantana ny Sabotsy lasa...

Lozam-pifamoivoizana – Kaominina Imerintsiatosika : 4 no maty , maherin’ny 40...

0
Nitrangana lozam-pifamoivoizana io maraina io tao Andranomena, Kaominina Imerintsiatosika, teny amin'ny lalam-pirenena voalohany . 4 no maty vokatr'izay, maherin'ny 40 no naratra. Isany namoy...

26 jona 2016 – 26 jona 2018 : tsy nisy tohiny intsony...

0
2 taona katroka omaly ny nisian’ilay fipoahana nahafatesana olona 2 ary nandratrana 84 nanadritra ny tolakandron’ny fankalazana ny niverenan’ny fahaleovatena teny amin’ny kianjaben’i Mahamasina....

Niverenan’ny fahaleovantena : Feno 58 taona androany

0
26 Jona 1960 - 26 jona 2018, feno 58 taona omaly ny niverenan’ny fahaleovantenan’I Madagasikara. Omaly no nanatanterahana ny matso lehibe nataon’ny Foloalindahy teo...

Kabarin’ny filohampirenena : fizahozahoana no betsaka

0
Fanamarihana ny faha-58 taona nahazoan'i Madagasikara ny fahaleovantenany. Manoloana indrindra ny raharaham-pirenena ankehitriny, samy niandry ny kabarin'ny Filohampirenena ny rehetra, indrindra ireo nanatrika ny...

26 Jona 2018 : Samy nanao fankalazana ny kaominina tsirairay

0
Mikasika izay fankalazana ny fetin'ny fahaleovantena izay hatrany, ankoatry ny filatrona teny Mahamasina sy ny fankalazana teny Iavoloha, samy nanao fankalazana avokoa ny ankamaroan'ny...

Raiamandreny mijoro : miantso ny HCC hamoaka fifanarahana politika raha nisy

0
Ankoatra ny antoko MMM, manamafy ny tokony hamoahana izay fifanarahana politika ihany koa ny ray amandreny mijoro raha toa ka nisy marina izany. Niantefa...

Toby famokarana herinaratra azo avy amin’ny masoandro – Ampatolampy : an’ny...

0
Nanaitra ny mpanara-baovao ny filazan'ny filohampirenena nandritra ny fitokanana ny  Toby famokarana herinaratra azo avy amin'ny masoandro tao Ampatolampy ny sabotsy teo fa tetikasan'ny...

Lalana Tsarasaotra Ivato : Vola mitentina 184 miliara Ariary hafa no...

0
Ny volana mey lasa teo no vita sonia ny fifanarahana findramam-bola tamin'ny mpamatsy vola sinoa " Exim bank", ary vola mitentina 184 miliara ariary...

Tetibola hanatontosana fifidianana: Mila 17 miliara ariary hafa indray ny CENI

0
17 miliara ariary. Io no tetibola takian'ny CENI hanatontosana ny fifidianana ankoatra ny 40 milara ariary voarakitra ao amin'ny tetibolampanjakana 2018 ary efa nambara...