lundi 26 octobre 2020

Infinite Load Articles

Solombavambahoaka : miandrandra 4×4 avy amin’ny fitondram-panjakana

0
Efa nanome toky ny amin’ny firesahana ny teti-bola natokana ho an’ny fiara ireo Solombavambahoaka ny fitondram-panjakana raha ny...

Barea de Madagascar : nivoaka ny anaran’ireo mpilalao 25

0
Nivoaka androany ireo mpilalao voahantson’ny mpanazatra Nicolas Dupuis handrafitra ny Barea an’i Madagasikara mandritra...

Antrema – Ambanja : mitrandraka « concombres de mer » tsy...

0
Velon-taraina ireo mponina ao amin’ny faritra ny Antrema sy Andrekareka ny Distrikan’Ambanja amin’ny fisihan’ireo sinoa mitrandraka dingandingana na...

Orinasa Jirama : miroso amin’ny fanarenana anatin’ny « Jirama Innove »

0
Miroso amin’ny fanarenana ny orinasa Jirama ny fitondram-panjakana amin’izao fotoana izao ao anatin’ny tetikasa « jirama innove...

Mpanjono madinika : tsy ampy fitaovana

0
Tsy ampy ny fitaovana ampiasain’ny mpanjono madinika ao Morondava entina mampiroborobo sy mampivadika ho matihanina ny asan’izy ireo....

Ambatondrazaka : vita ny asa fanamboarana ny EPP manara-penitra

0
Ankizy malagasy miisa 600 no hisitraka fampianarana ao Ambatondrazaka vokatry ny fahavitan'ny EPP manara-penitra. Isan'ny mampiakatra ny fari-pahaizan'ireo...