Accueil Politique HVM : tsy tokony hisy ny fanavakavahana ataon’ny mpitondra

HVM : tsy tokony hisy ny fanavakavahana ataon’ny mpitondra

0
HVM : tsy tokony hisy ny fanavakavahana ataon’ny mpitondra

Teboka 04 lehibe no noresahan’ny antoko HVM taorian’ny fivoriamben’ny birao nasionaly sy ireo solontena avy any amin’ny faritra androany. Ny tsy fanarahan-dalana ataon’ny mpitondra, ny mahakasika ny Antenimierandoholona, ny raharaha Rolly Mercia ary ny tranga tsy fanjarian-tsakafo any Atsimon’ny Nosy.