Accueil Politique « Iles Eparses » : hajoro alohan’ny 18 Novambra izao ny Vaomiera iombonana

« Iles Eparses » : hajoro alohan’ny 18 Novambra izao ny Vaomiera iombonana

0
« Iles Eparses » : hajoro alohan’ny 18 Novambra izao ny Vaomiera iombonana

Taorian’ny fanambarana nataon’ny filoha frantsay Emmanuel Macron tao amin’ny Nosy Glorieuses, naneho ny heviny ny hariva teo ny filohan’ny repoblikan’i Madagasikara ary nilaza fa vonona ary matoky fa hiaro ny hambopom-pirenena. Hajoro alohan’ny 18 Novambra izao ny Vaomiera iombonana momba ireo nosy Eparses ireo, hoy hatrany ny filoha.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici