« Iles Eparses » : nanamafy ny filoha frantsay fa an’i Frantsa ireo nosy miisa 5

0

Nilaza ny filoha frantsay Emmanuel Macron omaly, nandritra ny fitsidihany ny Nosy Glorieuses fa ho sokajiana ho « Parc National » -ny Frantsa io Nosy io. Fanambarana izay nanaitra ny be sy ny maro noho ny « Iles Eparses » izay mbola takian’ny Malagasy hatramin’izao.