« Immunité Parlementaire » : manankery mandritra ny maha-solombavambahoaka ihany

0

Ao anatin’ny fotoana maha solombavambahoaka azy no manankery ny immunité Parlementaire, raha ny fanazavan’ny mpahay lalàna nanaovana fanadihadiana, tsy manankery kosa io raha nisy fandikan-dalàna nataony mialoha ny haha solombavambahoaka azy na aorian’izany.