Accueil Politique IPC 2019 teto Madagasikara : nahazo isa 24 amin’ny 100

IPC 2019 teto Madagasikara : nahazo isa 24 amin’ny 100

0
IPC 2019 teto Madagasikara : nahazo isa 24 amin’ny 100

Nihemotra isa iray indray i Madagasikara amin’ny ady amin’ny kolikoly na ny indice de perception de la Corruption, raha ny tatitra navoakan’ny Transparency International androany. Isa 24 amin’ny 100 no azony raha toa 25 amin’ny 100 izany ny taon-dasa. Ankoatry ny tsy fahampian’ny fanarahan-dalàna eto amin’ny firenena, isany antony nampiemotra ihany koa ny tsy fahampian’ny fangaraharahana eo amin’ny lafiny ara-politika.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici