Accueil Société Isa marin’ny mponina eto Madagasikara – RGPH : ho fantatra ny fiafaran’ny volana Febroary

Isa marin’ny mponina eto Madagasikara – RGPH : ho fantatra ny fiafaran’ny volana Febroary

0
Isa marin’ny mponina eto Madagasikara – RGPH : ho fantatra ny fiafaran’ny volana Febroary

Ho fantatra ny fiafaran’ny volana febroary izao ny isa marin’ny mponina eto Madagasikara hoy ny Tale jeneralin’ny INSTAT. Ny RGPH 3 izay nahazoana mari-drefy sy antotan’isa maro ilaina eo amin’ny fampandrosoana ny firenena.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici