Isan’ireo toerana ahitana karazam-biby maro

0

Anisan’ireo toerana ahitana karazana biby maro samihafa avy eto madagasikara sy avy any ivelany ny toerana iray ao Antsirabe RENIVOHITRA antsoina hoe la Ferme d’Antsirabe. Vitsy amin’ny mponina ao an-toerana sy eto Madagasikara no mahafantatra ny fisian’io toerana io. Ndeha ho fantarintsika ato anatin’ity fanadihadiana manaraka ity ny momba izany.