Accueil Faits divers IST amin’ny anaran’i Claudine Razaimamonjy : Tsy novalian’ny PAF mivantana

IST amin’ny anaran’i Claudine Razaimamonjy : Tsy novalian’ny PAF mivantana

0
IST amin’ny anaran’i Claudine Razaimamonjy : Tsy novalian’ny PAF mivantana

Tsy namaly ny mpanao gazety ny lehiben’ny PAF raha nanontaniana momba ny nahazoan’izy ireo ny IST na interdiction de sortie du territoire amin’ny anaran’i Claudine Razaimamonjy. Momba ny nivoahany tao Ivato kosa indray, nilaza ny tenany fa ara-dalana ny antonta-taratasy voarain’izy ireo.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici