Ivon-toeram-piofanana sy fanofanana Ankadinandriana : notolorana mari-pankasitrahana ireo mpiofana miisa 59

0

Nifarana androany ny fiofanana informatika ho an’ireo mpiofana miisa 59 teto amin’ny kaominina Ankadinandriana,fihofanana izay naharitra 4 andro ary niaraha niasa tamin’ny fikambanana PIFTIC.