Accueil Sport JIOI 2019 : nahazo vatsin-dalana ny ekipa Basket Ball sy Handisport

JIOI 2019 : nahazo vatsin-dalana ny ekipa Basket Ball sy Handisport

0
JIOI 2019 : nahazo vatsin-dalana ny ekipa Basket Ball sy Handisport

Tafiditra ao anatin’ny fiomanana amin’ny lalaon’ny Nosy hatao any Maorisy, nanome vatsin-dalana ho an’ireo ekipa Malagasy taranja basket-ball lahy sy vavy sy ireo ekipa avy ao amin’ny handisport hiatrika ny lalaon’ny nosy  atsy Maorisy ny minisitry ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa . Tohanana hatramin’ny farany raha ny fanazavana ny ekipam-pirenena .

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici