JIRAMA sy ny Orinasa mpamatsy herinaratra : tsy maintsy miova ny fifanarahana

0

Tsy maintsy ho vitaina amin’ny herinandro ambony ny fifanarahana vaovao eo amin’ny ministera sy ireo orinasa mpamatsy herinaratra, hoy ny Praiminisitra nandritra ny fitsidihana nataony teny Ambohimanambola androany. Tsy ekena intsony ny hividianana herinaratra izay tsy nampiasaina akory.