JIRAMA : tsy miankina amin’ny fanampiana ara-bola ny fanarenana

0

Miankina amin’ny politikam-panjakana sy ny fepetra raisina manoloana ny toe-java-misy eo anivon’ny orinasa Jirama no ahafahana manatsara ny tolotr’ity orinasa ity indrindra mikasika ny vidin-jiro sy rano, araka ny nambaran’ny banky iraisam-pirenena androany. Maro ireo tetikasa tanterahana ankehitriny, ahafahana manatratra ny tanjona ny amin’ny tsy hanampian’ny fanjakana ara-bola ny JIRAMA intsony .