JIRAMA : vola aman-tapitrisany Ariary maro no voahodikodina

0

Tranga fanodikodinam-bola sy fangalarana maro teo anelanelan’ny taona 2017 hatramin’izao 2019 izao no tra-tehaka teo anivon’ny orinasa Jirama. Vokany nisy tamin’ireo mpiasa no voasazy, nisy ihany koa no naiditra am-ponja vonjimaika.