JV News session : hotanterahana rahampitso ety amin’ny foibe toeran’ny Kolo Tv/Fm

0

Tanterahana rahampitso ety amin’ny foibe toeran’ny Kolo Tv/fm ny « JV News session » iarahana amin’ny Orange Madagascar sy ny MFG. Ity hetsika ity izay tafiditra ao anatin’ny 2ème manche ny fiadiana ny tompondaka an’i Madagasikara amin’ny jeu de Combat.

REPONDRE

Please enter your comment!
Please enter your name here