Kalaony – Miandrivazo : tsy miandry ny fanjakana tsy ho hita, ny vahoaka.

0

Manoloana ny tsy fandriam-pahalemana mahazo laka ao Menabe, nandray ny andraikiny ny olobe sy ny vahoaka ao amin’ny distrikan’ny Miandrivazo, namerina indray ny kalaony. Fepetra noraisina vokatry ny tsy fahavitan’ny fanjakana ny asany.