Kandidà ho solombavambahoaka : tokony hanaja ny « toky nomena »

0

Ho famenoana ny fahabangana amin’ ny lalana mifehy ny fifidianana, napetraka ny fifanarahana toky nomena hanaraha-maso ny kandida ho solombavambahoaka. Hovitaina mialohan’ny fotoanan’ny fampielezan-kevitra ho avy izao izany manerana an’i Madagasikara. Niova amin’ny mahazatra izany tamin’ity indray mitoraka ity.