Kandidà ho solombavambahoaka : tokony hanaja ny « toky nomena »

0

Ho famenoana ny fahabanganeo amin’ ny lalana mifehy ny fifidianana, napetraka ny fifanarahana toky nomena hanaraha-maso ny kandida ho solombavambahoaka. Tanjona ny hametrahana ny fanovana marina sy ny mangarahara eo anivon’ny Andrimpanjakana rehetra eto amin’ny firenena.