Accueil Politique Kandida Solombavambahoaka tsy manara-dalàna : andraisana fepetra entitra

Kandida Solombavambahoaka tsy manara-dalàna : andraisana fepetra entitra

0
Kandida Solombavambahoaka tsy manara-dalàna : andraisana fepetra entitra

Andraisana fepetra entitra ireo kandida solombavambahoaka tsy manara-dalàna mandritra izao fotoanan’ny fampielezan-kevitra izao hoy ny Ceni. Fandoavana sazy ara-bola mety hiafara hatramin’ny fanafoanana ny vokatra no mahazo ireo kandida minia mandika lalàna.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici