Kaominina Antananarivo : tsy ampy ny fanadivoana ny lakan-drano sy ny tatatra

0

Ny Kaominina Antananarivo no tomponandraikitra amin’ny fanadiovana ireo Canal secondaire eto andrenivohitra. Tsy ampy anefa ny fanadiovana ny tatatra sy ny lakan-drano ka mahatonga ny faritra sy ny lalana maro ho feno rano mihandrona amin’izao fotoana.