Accueil Société Kaominina Dabolava : 85%n’ny zaza no tsy mianatra fa mitrandraka volamena

Kaominina Dabolava : 85%n’ny zaza no tsy mianatra fa mitrandraka volamena

0
Kaominina Dabolava : 85%n’ny zaza no tsy mianatra fa mitrandraka volamena

Mbola maro amin’ireo zaza mipetraka any amin’ireo kaominina Ambanivohitra eto Madagasikara no tsy miditra an-tsekoly. Antony, ny tsy fahampian’ny enti-manana eo amin’ireo Ray aman-dreny. Isan’izany ny ao amin’ny kaominina Dabolava , distrikan’i Miandrivazo any amin’ny faritra Menabe.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici