Kaominina manerana ny Nosy

Tokony ampiakarina ny « subvention »

0

Ilaina ny fanomezana tosika ny kaominina manerana ny Nosy hoy ny filohan’ny Antoko Malagasy Miara-Miainga raha tiana hisy ny fampandrosoana avy any ifotony. Omena an’ireo kaominina ny « subvention » tokony ho azony ary tokony ampitomboina satria tsy mandray fihaonana an-tampony handaniana vola be ny firenena amin’ity taona ity.