Accueil Politique Kianjan’ny 13 Mai : nivadika ho hetsi-bahoaka ho an’ny fanovàna ny fitakiana atao

Kianjan’ny 13 Mai : nivadika ho hetsi-bahoaka ho an’ny fanovàna ny fitakiana atao

0
Kianjan’ny 13 Mai : nivadika ho hetsi-bahoaka ho an’ny fanovàna ny fitakiana atao

Nivadika ho hetsi-bahoaka ho an’ny fanovana na mouvement populaire pour le changement no iantsoana ny hetsika eny amin’ny kianjan’ny 13 Mai. Tsy ekena intsony hoy izy ireo ny tsy fanarahan-dalana ataon’ny mpitondra, ary tsy ekena ihany koa ny hisin’ireo ministra HVM eo anivon’ny govenrenemanta.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici