Kitay : hiakatra 300 Ariary ny kilao

0

Hiakatra 300 Ariary ny kilaon’ny kitay amin’izao fotoana raha ny fanandihadiana natao tao amin’ny kamominina ambanivohitr’i Ampangabe. Velon-taraina ny mponina any an-toerana manoloana izany. Ny fampivadina ny kitay amin’ny harina fandrehitra no ataon’ny mpivaotra kafe sy mofo manoloana io, ny fitsimponana ireo rotsan-kazo eny an-tsaha kosa ankilany no ataoan’ny isan-tokantrano.