Accueil Faits divers Kolikoly (2013-2016): Raharaha amina faritra maro no mahavoarohirohy an’i Claudine Razaimamonjy

Kolikoly (2013-2016): Raharaha amina faritra maro no mahavoarohirohy an’i Claudine Razaimamonjy

0
Kolikoly (2013-2016): Raharaha amina faritra maro no mahavoarohirohy an’i Claudine Razaimamonjy

Fisiana kolikoly momba ny fandraharana manerana faritany maro no antony nisamboran’ny Bianco an’i Claudine Razaimamonjy tamin’ny Alatsinainy teny amin’ny kianjan’ny fanatanjahan-tena. Teo anelanelan’ny taona 2013 sy 2016 no nisian’ireo tranga ireo ka nampitaraina olon-tsotra sy rafim-panjakana maro. Atao fanadihadiana eny amin’ny Bianco Ambohibao io mpandraharaha io hatramin’ny andro nisamborana azy. Nikasa ny hiaro azy ny loholona Riana Andriamandavy saingy tsy noraisin’ny tomponandraikitra ao amin’ny Villa La Piscine.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici