Kraoma Brieville : nitondra ny olana eo anatrehan’ny fitondram-panjakana ankehitriny

0

Nandefa solotena hihaona mivantana amin’ny fitondram-panjakana ankehitriny ireo mpiasan’ny kraomita malagasy any Brieville manoloana ny olana lavareny eo amin’ity orinasam-panjakana ity. Mitohy hatrany ihany koa ny tolona raha ny fanazavan’ireo mpiasa hatrany.