Lahatenin’i Pape François : nitondra hafatra mafonja ho an’ny Malagasy

0

Hafatra mafonja no nentin’ny Pape François ho an’ny Malagasy tsy ankanavaka nandritra ny lahateny izay natao tamin’ity androany ity. Hitondra fanantenana sy fiovana amin’ny fampandehanan-draharaha eto amin’ny firenena ny lahateny izay nataony raha ny fanehoan-kevitr’ireo fiarahamonim-pirenena sy ireo nanatrika teny an-toerana. Fanadihadiana