Lakan-dranon’ny Pangalana : hohavaozina hahafahana mifamoivoy

0

Horaisin’ny fitondram-panjakana an-tanana ny fanavaozana sy ny fanarenana indray ny lakan-dranon’ny pangalana ahafahana manatsara ny fifamoivoizana amin’ny tapany atsinan’ny nosy. Tombotsoa maro no hohazo avy amin’ny fahavitan’izany raha ny nambaran’ny filohampirenena izay nidina ifotony tany an-toerana tamin’ity androany ity.