Lalàna mahakasika ny ZES : tsy misy tombotsoa ho an’ny rehetra

0

Tokony nasiana ady hevitra matotra mialoha ny fandaniana ny ZES na ny zone economique spéciale natao hamehana teny amin’ny Antenimirampirenena, raha ny fanazavan’ny teo anivon’ny CRAAD OI