Lalana Rocade Atsinanana : maro no efa nisitraka ny onitra

0

Miisa 39 ireo nahazo onitra avy amin’ny minisiteran’ny fanajariana ny tany sy ny toeram-ponenanana ary ny asa vaventy hatreto manoloana ny fanamboaran-dalana « rocade antsinanana » . Ny lafiny antonta-taratasy raha ny fanazavana no manano-sarotra amin’ny fandoavana izany. Miroso hatrany ankilany ny asa eny an-toerana.