Accueil Sport Lalaon’ny Nosy : afa-po tamin’ny vokatra ireo atleta

Lalaon’ny Nosy : afa-po tamin’ny vokatra ireo atleta

0
Lalaon’ny Nosy : afa-po tamin’ny vokatra ireo atleta

Tafaverina eto an-tanindrazana androany ny ampahany betsaka tamin’ireo atleta Malagasy nandray anjara tamin’ny lalaon’ny Nosy tany amin’ny Nosy Maurice. Tsara ny vokatra ho azy ireo ary tanjona ny hanatsarana hatrany ny ezaka efa vita.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici