Lalaon’ny Nosy andiany faha-10 : vonona ny barea an’i Madagasikara

0

Vonona ny ekipam-pirenena Malagasy eo amin’ny taranja baolina kitra amin’ny fihatrehana ny lalaon’ny nosy andiany faha-10 tanterahana ao amin’ny nosy Maurice. Ny fanamafisana ny teknika famonom-baolina no atao amin’izao andro vitsy mialohan’ny fotoana izao hoy ny mpanazatra.