Lalaon’ny Nosy : andraisan’i Madagasikara anjara avokoa ireo taranja 15

0

Andraisan’i Madagasikara anjara avokoa ireo taranja 15 hifaninanana amin’ny lalaon’ny nosy izay hotanterahana atsy amin’ny Nosy Maurice manomboka ny zoma izao. Vonona avokoa ireo atleta Malagasy indrindra taorian’ny fanohanana avy amin’ireo minisitera mpiahy.