Lalaon’ny Nosy : notolorana mari-boninahitra ireo Atleta mendrika

0

Tontosa teny IAVOLOHA ny lanonam-panjakana nandraisana tamin’ny fomba ofisialy ny atleta malagasy niaro ny voninahim-pirenena tany MAORISY nandritra ny lalaon’ny nosy. Ankoatran’ny fanolorana mari-boninahitra, nampitomboin’ny Filohan’ny Repoblika avo 4 eny ny PRIME ho famporisihana azy ireo.

REPONDRE

Please enter your comment!
Please enter your name here